|
|
|
|

Teny iditra1 ampitso lava
Singan-teny  2ampitso, 3lava
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5hataka andro sesilany: Ny ampitso lavan' ny mpitrosa no tsy tantiko. [1.10#A487]
Ohatra  6 Laingolaingomparaky maro homana foly mainty maro mitady lazao ny teny tsy ho lainga aho ry zandry fa mamon'ny ampitsolava [2.131#]
Tovy hevitra  7ampitso ampitso
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02